fanalana genuine windows

raha mandeha ny "mise à jour windows"-nao dia mety hotratran'io message milaza fa version pirate io anao io (matetika ny XP pirate no tena tratra fa misy koa nefa XP original fa mbola tratra fôna)
ka ity no fika fanalana an'io message io.
tsy mila manao reinstallation vaovao izany.
tsy mila mampiditra numero de serie vaovao izany.

manipulation en 10 etapes fotsiny.
nataoko am'teny gasy mba hazava. …

nataoko am'teny gasy mba hazava.

Fanalana ny genuine am'windows XP
1°: desactivé-o ny mise à jour windows
2°: miditra am'compte admin
3°: option des dossiers – ataovy hita ny extension
4°: miditra c:\windows\system32 dia ovay .old ireto fichiers ireto: WgaLogon.dll sy WgaTray.exe
5°: avereno velomina ny pc
6°: miditra MSDOS dia we: Regsvr32 c:\windows\system32\LegitCheckControl.dll /u
7°: avereno velomina indray ny pc
8°: makao am'system32 dia fafao ireto: Wgalogon.old – WgaTray.old – Legitcheckcontrol.dll
9°: regedit dia fafao ireto: HKEY_LOCAL_MACHINE\SOFTWARE\Microsoft\WindowsNT\CurrentVersion\Winlogon\Notify\WgaLogon
HKEY_LOCAL_MACHINE\SOFTWARE\Microsoft\Windows\CurrentVersion\Uninstall\WgaNotify
10°: avereno velomina farany ilay pc

vita

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *