RIT 2 (Rencontre des forumistes Informatique et Telecommunication sur moov.mg)

Tanteraka soa amantsara zany ny RIT 2.
Nalefa resaka depuis 29 Avril 2008 ary tanteraka tsara ny programme tamin'ny 31 Mai 2008 …

Tanteraka soa amantsara zany ny RIT 2.
Nalefa resaka depuis 29 Avril 2008 ary tanteraka tsara ny programme tamin'ny 31 Mai 2008

– ora: tamin'14h00 hatramin'ny 19h15
– zavatra natao:
rencontre mba mifankalala tarehy sy miresadresaka mifanakalo hevitra sy mi-blague sns
demo windows vista sy ubuntu 8
test Richard Burns Rally: fa tsy nety (sniff)
resaka problème connexion (surtout le connexion moov) … resaka fotsiny klo no nandeha tamin'ny za tao fa tsy haiko raha nisy resaka solution rehefa lasa za satria nody aloha ny tenanay
resaka satellite sns (nafana be io resaka io lollll)
resaka virus – patch AsDePique
resaka download
fifanankalozana logiciel

– toerana: tao amin'ny Socrates
– liste ireo tonga : bainah – bratz – tsito – WinTV – xmen – Andry_xxx – Ticoumis – ileiry – maven – powow – gasydebian – avr – Kenobi – FortHomme – AsDePique – kdet

nisy moa ireo niala aloha (ny tenanay anisan'zany) ary nisy koa ireo tonga tara lollll

Nafinaritra ny fiarahana e

rendez-vous amin'ny RIT 3 indray

sary RIT 2 (par bainah et tsito)

5 Replies to “RIT 2 (Rencontre des forumistes Informatique et Telecommunication sur moov.mg)”

  1. joomla writes:

    Misaotra tamin’ny sary fa manja e ! Mahafinaritra koa ny finiavana sy fifanakalozan-kevitra amin’ny lafininy TIC. Mba ecourager-na koa ny tovovavy fa aiza ve de ho dominer-ny lahy foana ny sampana e, sa ahoana?Inona ry bainah ny connexion adsl fiable mba conseiller-nao:moov zen, freedsl, telma net sa orange net? Mila débit stable 20 KB/s eo ho eo aho mantsy.Misaotra e !

  2. joomla writes:

    Update Opera 9.51http://opera.click-internet.fr/win/951/int/Opera_951_in_Setup.exe

  3. salut Joomla,sarotra be ny hiteny hoe ity na ity no connexion fiable, surtout eto Madagascarsamy manana ny maha-numero 1 azy ry zalah reo ka arakarakao ihany.

  4. DL writes:

    Salut,C’est bien l’initiative. J’encourage toute l’équipe IT de Madà à continuer.Bravo @ lé blog an !!! Merci Bainah

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *