MALAGASY
raha misy mampiasa pidgin (ohatr'ahy) ka sendra olana am'yahoo (ohatr'ahy) dia ataovy mise à jour am'le version 2.5.8 ilay ampiasainao dia tsisy olana tsony.
misy bug zany le version taloha par rapport am'yahoo messenger ka lasa tsy mety connecté mihitsy raha hanao yahoo messenger am'alalan'ny pidgin.
tsotra kely raha windows no ampiasaina: desinstallé ancienne version – telechargé nouvelle version – installé la nouvelle version dia vita
somary sarotsarotra raha linux – indrindra raha tsy mbola mahay linux (ohatr'ahy)
ny ahy zao ubuntu no ampiasaiko dia version 2.4.1 no pidgin ao – na dia manao mise a jour an'le ubuntu aza dia io version 2.4.1 io ihany no pidgin ao satria tsy integré-ny mpanao ubuntu ny version 2.5.8 raha tsy misy version ubuntu vaovao indray – mise a jour de securité an'le pidgin no ataony mise à jour refa manao mise à jour an'le ubuntu enao.
mba ahazoanao an'io pidgin 2.5.8 io dia mila forcé-na kely ilay ubuntu.
desinstallé-o ilay pidgin 2.4.1 ary fafao koa ny libpurle0 miaraka aminy.
alaivo ato www.getdeb.net/release/4507 ny version 2.5.8 an'ilay pidgin (alaivo daholo ny fichier 4)
installé-o ireo fichiers 4 ireo
lancé-o am'zay le pidgin fa tokony handeha am'zay ny yahoo messenger-nao
raha ohatra ka mbola tsy mandeha ilay izy dia ovay ny config an'ilay serveur ho: scs.msg.yahoo.com
source: www.celticwolf.com/useful-information/faqs/26-pidgin-yahoo
ENGLISH
if you are using pidgin – you may have some problem to access your Yahoo messenger.
I suggest you to upgrade your pidgin version to 2.5.8.
Pidgin version 2.5.8 are available here.
Get all 4 files – uninstall your old version before installing these files.
If you still have problem with this, you can get more information about "what you need to do?" here (yahoo and pidgin issues) and here (useful information on pidgin and yahoo).
Enjoy pidgin 🙂