tsy de vaovao amin-tsika mpijery fahitalavitra angamba ity doka iray ity
ohatra hoe original be ilay izy … kanefa …
kanefa dia copie coller tsotr'zao io.
pub an'i nestlé tany ivelany tany efa elaela ihany no natao copie coller.
ity ilay izy
Dia tena tsy manana inspiration mihitsy ve isika Malagasy fa dia tsy maintsy manao copie coller foana rehefa manao zavatra???
DotMG writes:Ohatry ny tiako be ity lahatsoratra ity, tena ndeha hataoko copier/coller any amin’ny blog-ko mihitsy k’lou. :p