copie coller Malagasy

tsy de vaovao amin-tsika mpijery fahitalavitra angamba ity doka iray ity

ohatra hoe original be ilay izy … kanefa …

kanefa dia copie coller tsotr'zao io.
pub an'i nestlé tany ivelany tany efa elaela ihany no natao copie coller.
ity ilay izy

Dia tena tsy manana inspiration mihitsy ve isika Malagasy fa dia tsy maintsy manao copie coller foana rehefa manao zavatra???

One Reply to “copie coller Malagasy”

  1. DotMG writes:Ohatry ny tiako be ity lahatsoratra ity, tena ndeha hataoko copier/coller any amin’ny blog-ko mihitsy k’lou. :p

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *